|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 halatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
4 Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao 5 Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 theft, pilfery, robbery
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission:
8 Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3#209] |
| Ohatra |
9 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana.
[2.4#132]
10 tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18] 11 Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 20 behariva, 21 latsakalina, 22 rairay, 23 temoka |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 26 Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 27 halatra, 28 lahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|