Entrée |
fangalarana
(halatra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fakana zavatr' olona tsy an-drariny, fametsifetsena zavatr' olona [1.1]
|
Explications en français | L’action de voler, les instruments, les moyens pour [1.3]
|
Exemples |
1 | Ivelan' izany anefa, dia tsapany teto fa misy koa mpifehy toby mahita fomba fangalarana azy manokana.
[2.472]
|
2 | Nalaza loatra ny haratsian' ireo jiolahy tao ireo fa sady nanararaotra ny tsy fifankazahoan' ny Sakalava sy ny taty Imerina izy no efa za-draharaha amin' ny fangalarana sy famonoan' olona rahateo koa dla nanampatra ny hasiahany.
[2.895]
|
|
|