Entrée |
raikitra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana ¶ Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra ¶ Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra
[1.1]
|
Explications en anglais | sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2]
|
| sticking to something; agreed to [1.7]
|
Explications en français | attaché, collé [1.3, 1.8]
|
| joint ¶ conclu, réglé, décidé ¶ conforme, juste [1.3]
|
| agréé, sur quoi on est d'accord [1.8]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
[2.4]
|
2 | Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony:
[2.470]
|
|
Proverbes |
|