Entrée | 1 andraikitra |
Radical | 2 raikitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany adidy [1.1] 5 izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [1.13] |
Explications en anglais |
6 something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2] 7 responsibility; a charge; [1.7] |
Explications en français |
8 responsabilité, charge [1.8, 1.13] 9 rôle [1.13] |
Exemples |
10 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
11 Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 17 3 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |