|
|
|
|

Teny iditra1  tarangana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny
4 (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1]
Ohatra  5  Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. [2.472]
Tovy hevitra  6 tangarana
Kamban-teny rehetra  7 tapaka tarangana

Fivaditsoratra  8 tangarana, tarangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09