|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maty paika |
| Singan-teny | 2 maty, 3 paika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy afa-mihetsika intsony ny vatom-panorona any an-kilany, ka resy
6 Vita na voakendry tsara amin' ny tokony ho izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 well-prepared (of a plan or plot)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 bien préparé (se dit d'un plan ou d'un complot)
[1.8] |
| Fivaditsoratra | maty paika, 9 mitapiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|