|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraikitra |
| Fototeny | 2 raikitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
5 Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to adhere, to stick to, to cleave to.
[1.2] 7 to stick to something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se coller, adhérer
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miraikitra, 16 mitari-kira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|