|
|
|
|

Entrée (1/3)1  volana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Linguistique
Explications en malgache  9  teny [Sihanaka] [1.78]
10  Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
Explications en anglais  11  speaking [1.7]
Explications en français  12  speech [1.3, 1.7]
13  parole [1.3, 1.8]
14  promesse, engagement [1.3]
15  action de parler [1.8]
Morphologie 
16  Simple :
17  Préfixée :
Synonymes  18  kabary
Mots composés 
Titres 
Proverbes  35  Proverbes contenant le mot volana

Entrée (2/3)36  volana
Partie du discours  37  nom
Vocabulaire  38  Astronomie
Explications en malgache  39  Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
Explications en anglais  40  the moon [1.7]
Explications en français  41  la lune [1.8]
Exemples  42  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
43  Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
Mots composés 
Proverbes  55  Proverbes contenant le mot volana
Article  56  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)57  volana
Partie du discours  58  nom
Vocabulaire  59  Temps
Explications en malgache  60  Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
61  Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1]
Explications en anglais  62  a month [1.7]
Explications en français  63  le mois [1.8]
64  mois [1.13]
Exemples  65  Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
66  Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
67  volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
68  Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#]
Mots composés 
Hyponymes 
Proverbes  74  Proverbes contenant le mot volana
Tableaux et planches  75  Mesure du temps
Article  76  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  77  lovana, valona, volana

Mis à jour le 2024/08/17