|
|
|
|

Teny iditra1  sakamasay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra). [Taisaka] [1.78]
4 anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona. [Bara] [1.78]
5 volana fahasivy amin'ny taona. [Bezanozano] [1.78]
6 anaram-bolana fahenina amin'ny taona. [Sihanaka] [1.78]
7 volana fahavalo amin'ny taona. [Tanosy] [1.78]
Ohatra  8  ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113]
Voambolana  9  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  85 sakamasay, 86 Samakiasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09