|
|
|
|

Teny iditra1  volasira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 volana faharoa amin'ny taona [Sakalava] [1.78]
Ohatra  4  Mampandre anareo aho fa ny volana malagasy dia hovana ka hitondra ny anaram-bintana temoro hatramin' izao : ka ny volasira dia ho Alahamady; [2.113#]
Voambolana  5  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  81 sarivalo, volasira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09