|
|
|
|

Teny iditra1  aprily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 April [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 avril [3.1]
Voambolana  6  Fotoana
Tovy hevitra  7 avrily
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  83  Fizaran' andro

Fivaditsoratra  84 aprily, 85 rapily

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09