Entrée janoary
Partie du discours nom
Explications en malgache Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Janoary [1.1]
Explications en anglais January [3.1]
Explications en français Janvier [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes zanvie
Origine Anglais: January.
Tableaux et planches Mesure du temps

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/15