|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance [1.3#188]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)16  fôsa
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 volana fahadimy amin'ny taona [Taisaka, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [fosa] 19 mois de mai [Taisaka] [1.82]
Ohatra  20  ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza [2.113#]
Voambolana  21  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (3/3)97  fosa
Sokajin-teny  98  anarana
Fanazavàna teny malagasy  99 Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  100 "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae,
101 but now considered to form a distinct family between the cats and civets."
102 It is a plantigrade animal and extremely ferocious.
103 Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala.
104 Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [1.2]
105 a Malagasy carnivore something like a large mink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  106 Cryptoprocta ferox, petit carnassier [Taisaka] [1.82]
107 genette fossane [1.54]
108 carnivore malagasy, espèce de genette [1.8]
109 fosa (Cryptoprocta ferox) [4.22]
Ohatra  110  Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508#]
111  nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#]
112  Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#]
Voambolana  113  Haibiby: mampinono
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  115  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  fôsa, fosa, 116 safo, 117 Sofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21