|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 febroary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 February
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 février
[3.1] |
| Voambolana | 6 Fotoana |
| Tovy hevitra | 7 fevrie |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
83 Fizaran' andro |
| Fivaditsoratra | febroary, 84 fiborera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|