Entrée ramadany
Partie du discours nom
Explications en malgache [Arabo ramadana] Volana fahasivy amin' ny kalandrie miziolimanina ifadian' ny Silamo hanina, ka isan' andro hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany, dia tsy mihinana na inona na inona izy ireo mandritra an' io iray volana io [1.1]
Explications en anglais The Mohammedan fast. (Prov.) [Swa ramathani, from the Arabic.] [1.2]
Vocabulaire 
Origine Arabe: ramadana.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31