Entrée fevrie
Partie du discours nom
Explications en malgache Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1]
Explications en anglais February [3.1]
Explications en français Février [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes febroary
Origine Français: février.
Tableaux et planches Mesure du temps

Mis à jour le 2020/07/31