Entrée |
kabary
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory:
Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay ¶ Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary? ¶ Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay ¶ Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary? ¶ Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1]
|
| lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13]
|
Explications en anglais | A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2]
|
| a palaver, a public discourse [1.7]
|
Explications en français | Discours public [1.3, 1.8]
|
| proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3]
|
| palabre [1.8]
|
| discours [1.13]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
kabary
kabariko
kabarinao
kabariny
kabarintsika
kabarinay
kabarinareo
kabarin'
kabarin-
kabarim-
kabari-
| |
|
Dérivés |
Synonymes | |
Exemples |
1 | Vita eo ny kabary.
[2.245]
|
2 | Vao izay vao mamaky kabary;
[2.508]
|
3 | Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza.
[2.488]
|
|
Citations |
|
Entrée |
kabary
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
anton-dia, sahabo [1.78]
|
|