|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tsotsoka |
| Fototeny | 2 tsoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 sifflet des marins
[1.3] |
| Voambolana | 6 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (2/3) | 128 tsotsoka |
| Sokajin-teny | 129 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
130 Nofo mihorona manarona ny filahiana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
131 prépuce
[1.5] |
| Voambolana | 132 Haiaina |
| Teny iditra (3/3) | 133 tsotsoka |
| Sokajin-teny | 134 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
135 Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka
[Tsimihety]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
136 (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha
[1.5] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|