|
|
|
|

Teny iditra1  faray
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Korintsana fampiasan' ny mpively zavamaneno, vita amin' ny volotsangana (telo tonona); voan-javatra madinika no ataony ao anatiny [1.1]
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  126 afira, 127 arafy, faray, 128 faria, 129 fiara, 130 rafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09