Entrée kidedra
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamanenon' ankizy (tanala) vita amin' ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2013/10/21