|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rondro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa [1.1]
Voambolana  4  Kilalao 5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  128  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)129  rondro
Sokajin-teny  130  anarana
Fanazavàna teny malagasy  131 rahona [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)132  rondro
Sokajin-teny  133  anarana
Fanazavàna teny frantsay  134 (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]
Voambolana  135  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14