Entrée 1/4 kabaosy
Partie du discours nom
Explications en malgache Tanalahy resy an' ady [1.1]
Explications en anglais A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
Explications en français Caméléon vaincu [1.3]
Toponymes 

Entrée 2/4 kabaosy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
Explications en français Lâche, poltron, sans coeur [1.3]

Entrée 3/4 kabaosy
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explications en français  [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19]
Vocabulaire 
Synonymes kabaosa ~ kabosa ~ kabosy
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée 4/4 Kabaosy (kabaosy)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -17.4666667, 46.1833333

Mis à jour le 2023/03/19