|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sodina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
4 maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a flute
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 flûte
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470]
|
| Voambolana | 8 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 130 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 131 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 132 Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) |
| Teny iditra (2/2) | 133 sodina |
| Sokajin-teny | 134 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
135 Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau.
[Merina, Betsileo, Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 136 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 137 andosy, 138 diñaso, 139 disano, disaño, 140 Disona, 141 ondasy, 142 sady ... no, 143 saondy, 144 Sidona, 145 sodina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|