Entrée |
adabo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taifasy, Taimoro, Taisaka]
amponga
[1.78]
|
Vocabulaire |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
|
Entrée |
adabo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe:
mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia) [1.1]
|
Explications en anglais | A tree. There are two kinds: the adabolahy and the
adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp.
[1.2]
|
| [Sakalava]
A large tree [1.2]
|
| A large tree of the fig family (south and west) [1.7]
|
Explications en français | Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits [1.3]
|
| Espèce de figuier (sud et ouest) [1.8]
|
| [Sakalava]
Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles.
Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal.
[1.196]
|
Nom scientifique | Ficus cocculifolia |
Exemples |
1 | ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy
[2.48]
|
2 | Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha.
[2.59]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Hyponymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
Adabo
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -21.8833333, 46.5
-21.5666667, 46.1333333
-21.3666667, 46.7166667
|
Toponymie | adabo |
|