| Entrée (1/3) | 1 raloba |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Musique: instruments |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Illustrations |
|
| Entrée (2/3) | 127 raloba |
| Partie du discours | 128 nom |
| Explications en malgache |
129 Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [1.1] |
| Analogues | 130 sasy, baheza |
| Entrée (3/3) | 131 raloba |
| Partie du discours | 132 nom |
| Explications en malgache |
133 dihin'ny ntaolo [Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 134 labaro, 135 raloba |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|