Entrée (1/2) | 1 lakolosy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy [1.1] |
Explications en anglais |
4 a bell [1.2, 1.7] |
Explications en français |
5 cloche [1.8] |
Exemples |
6 lakolosy no nanamarika ny fanombohana sy firavan' asa.
[2.472#]
7 lakolosy Niato tamin' ny 4 ora sy 15 minitra, tolak' andro, ny fivoriana. [1.368#] |
Tous les mots composés | 8 2 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 9 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Entrée (2/2) | 132 lakolosy |
Partie du discours | 133 nom |
Explications en malgache |
134 Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy [1.1] |
Vocabulaire | 135 Coiffures |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |