Entrée | n' lapa | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo). [1.1] | ||||
Vocabulaire | Musique: instruments | ||||
Hypéronyme |
| ||||
Co-hyponymes |
| ||||
Mis à jour le 2023/03/19 |
![]() |