|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  amponga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fively, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a drum [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tambour [1.8, 1.13]
6 tambour, tam-tam, tous les instruments du genre caisse
7 au sens figuré, les choses dont on parle beaucoup, autour desquelles on fait beaucoup de bruit [1.196]
Ohatra  8  Fa ny taha iriko homenao ahy dia amponga. [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  11  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  133  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  134  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/3)135  amponga
Sokajin-teny  136  anarana
Fanazavàna teny malagasy  137 Bibin-tsaonjo [Tanosy] [1.78]
Voambolana  138  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (3/3)139  amponga
Sokajin-teny  140  anarana
Fanazavàna teny frantsay  141 Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Plante curieuse avec ses urnes dont le couvercle se ferme pour emprisonner les insectes.
142 Elle a toujours suscité l'étonnement des Malgaches. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  143  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  145 ampango, amponga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17