Entrée kilerao
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaneno varahina tsofina, izay manana feo mafy mikarantsana ampiasain' ny miaramila ao an-toby na amin' ny matso [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: clairon.

2013/01/23