|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baheza |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3hira fanao amin'ny fiandrasam-paty.
[Sihanaka]
[1.78] 4Hira vako-drazana fanao amin' ny fiandrasam-paty. [1.1, 2.472] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a song sung by men when attending the dead. (Prov.).
[1.2] |
| Ohatra |
6 Izay aho vao nahaheno baheza
[2.472]
|
| Voambolana | 7 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Tsipelina hafa | 8bahaiza |
| Mpanahaka | 9 raloba, 10 sasy |
| Fivaditsoratra | 11 baheza, 12 bazeha, 13 Behaza, 14 zahabe, 15 Zebaha, 16 Zehaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|