Entrée |
rahona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [Richardson 1885]
|
| a cloud [Hallanger 1973]
|
Explications en français | nuage [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
rahona
rahoko
rahonao
rahony
rahontsika
rahonay
rahonareo
rahon'
rahon-
rahom-
raho-
| |
-drahona
-drahoko
-drahonao
-drahony
-drahontsika
-drahonay
-drahonareo
-drahon'
-drahon-
-drahom-
-draho-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [Andriamalala: Ranomasina, page 17]
|
Citations |
Articles |
Illustrations |
|
|
Entrée |
rahona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | fig. a threat, a menace; gilding [Richardson 1885]
|
| a threat, a menace [Hallanger 1973]
|
Explications en français | menace [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
rahonavis |
|