|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mandrahona |
| Fototeny | 2 rahona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manombana (ny andro)
[Sihanaka]
[1.78] 5 Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 cloudy
[1.2] 7 to be cloudy [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être nuageux
[1.3#499, 1.8] 9 être sombre, faire ombre [1.3#499] |
| Teny iditra (2/3) | 10 mandrahona |
| Fototeny | 11 rahona |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Manaloka: Tokony hotapahina io hazo io fa mandrahona ny tranontsika
14 Manombana ho avy, mitrahotraho: Mitondrà elo fa mandrahona ny ranonorana 15 Manao fihetsehana milaza mialoha fa hamely, manambana: Mandrahona an' Ikoto Ramose ka mamitsaka Ikoto [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to threaten
[1.2, 1.7] 17 to menace [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 menacer
[1.3#499, 1.8] 19 gronder [1.8] |
| Ohatra |
20 Rah'a nahita ny tabataba niseho sy ny loza mandrahona ireto mpitondra entana dia nariany ny entana ka nitsoaka niverina izy.
[2.588#]
21 Indrisy toa misy loza mandrakariva mandrahona eo amin' ny tatao-masony eo sy manoloana azy Toa hisy zavatra hianjera toa zavatra hikorontana o? [2.895#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26 mandrahom-bava |
| Teny iditra (3/3) | 27 mandrahòna |
| Fototeny | 28 rahona |
| Sokajin-teny | 29 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrahona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#499] |
| Fivaditsoratra | 30 manandroha, mandrahòna, mandrahona, 31 mandrohana, 32 mandronaha, 33 manondraha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|