|
|
|
|

Teny iditra1  tsitsoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny olona tsy mifora [Tsimihety] [1.1]
4 hoditra manarona ny lohampilahiana ary esorina rehefa mamora zaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 prépuce [1.13]
Voambolana  6  Haiaina

Fivaditsoratra  7 katsotsy, tsitsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12