|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actif :
5  Verbes passif :
6  Verbes relatif :
7  Noms :
8  Adjectifs :

Entrée (2/2)9  tsoka
Partie du discours  10  nom
Vocabulaire  11  Biologie
Explications en malgache  12  Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1]
13  Zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13]
Explications en français  14  Moelle [1.13]
Mots composés 

Anagrammes  16  katso, kotsa, tsako, tsoka

Mis à jour le 2023/08/11