Index

Proverbes : dobo

Proverbe Hanin-karena Itsiandrainazy : dobo telo ka atao indray manosika ihany. [Veyrières 1913 #3798]
Hanin-karenan' Itsitiandrainazy : dobo telo ka atao indray manosika. [Rinara 1974 #1273]
Hanin-karen' Itsiandrainazy: dobo telo ka atao indray manosika ihany. [Houlder 1895 #766]
Traduction française Envie de s' enrichir d' Itsiandrainazy, l' homme résolu : il pêche dans trois étangs à la fois. [Veyrières 1913 #3798]
Le désir de s' enrichir d' un homme résolu: il pêche dans trois étangs à la fois. [Houlder 1895]

Proverbe Hianao no dobo solom-pitaratra, felan-tanan' ny ory sy totohondrin' ny osa, ary trano be fihantonan' ny amponga sy dadan' ny maro. [Rinara 1974]
Hianao no dobo solom-pitaratra, sy felatanan' ny ory, sy toto-hondrin' ny osa, tranobe fihantonan' ny amponga, dadan' ny maro. [Veyrières 1913 #812, Cousins 1885 #1061]
Traduction française Vous êtes le réservoir d' eau qui tient lieu de miroir, vous êtes la main des malheureux et le poing des faibles, vous êtes la grande case où le tambour est suspendu, vous êtes le père de beaucoup. [Veyrières 1913 #812]
Interprétation française Ces paroles se disaient des protecteurs et des bienfaiteurs. [Veyrières 1913 #812]

Proverbe Nandalo farihy : niavona, nahita dobo : nandro! [Rinara 1974]

Proverbe Raha dobo tsy ho sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [Houlder 1895 #907]
Raha dobo tsy sahy siny aho dia miketraka ho renirano. [Rinara 1974 #3559]
Raha ho dobo tsy sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [Cousins 1885 #2657]
Traduction française Si je suis un étang qui craigne la cruche, que je devienne ruisseau. [Houlder 1895]

Index