Entrée |
osa
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. ¶ Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
|
Explications en anglais | feeble, weak; coward [1.7]
|
Explications en français | faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
|
| faible, poltron [1.8]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
1 | Antitra sy osa ny raiko.
[2.270]
|
2 | Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny.
[2.643]
|
|
Proverbes |
|
Entrée |
osa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [1.78]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
Entrée |
Osa
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Osa [2.996]
|
| Uz [2.996]
|
Explications en français | Uç [2.996]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Exemples | Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa.
[2.996]
|
Articles |
|