|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kanosa |
| Fototeny | 2 osa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a coward
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 poltron
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory.
[1.38#34]
8 - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 10 akoholahy fantàka, 11 kabaosy, 12 kambavy, 13 kaosy, 14 konetaka, 15 koreha, 16 mahery an-joro, 17 maivana ady, 18 mangorera, 19 mataho-kotroka, 20 mivoan-tailahy, 21 resy, 22 saro-tahotra, 23 taitran' aloka |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 ankaso, kanosa, 26 Kosana, 27 sakano, 28 sokana, 29 sonaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|