Entrée mahery an-joro
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]
Mots élémentaires mahery, zoro

Mis à jour le 2023/01/01