|
|
|
|

Entrée (1/2)1  resy
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho [1.1]
4  Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony [1.1]
5  Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao [1.1]
6  Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy [1.1]
7  Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1]
Explications en anglais  8  Defeated conquered, overcome [1.7]
Explications en français  9  Battu, conquis [1.8]
10  Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196]
Exemples  11  Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508]
12  Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944]
13  Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267]
Morphologie 
14  Préfixée :
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Dérivés 
19  Verbes actif :
20  Verbes passif :
21  Verbes relatif :
22  Noms :
23  Adjectifs :
Analogues  24  Resy tosika, maty an-daharana, voatosika, tsy mahazo an-tsahala, voasongona, sendra tolona tsy omby tratra, ambaka noho, latsaka ambany noho, tsy mahaleo, tsy mahasehaka, tsy mahovoka, tsy mahatohitra, milavo lefona, miamboho lahy, mifori-drambo, mandray sanga, mangataka ranomandry, resy tsy miady
Mots composés 
Phytonymes 
Titres 

Entrée (2/2)32  resy
Partie du discours  33  verbe passif
Explications en malgache  34  noana [1.78]

Anagrammes  35  resy, sery

Mis à jour le 2023/05/29