Entrée resy tosika
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka [1.1]
Mots élémentaires resy, tosika

Mis à jour le 2023/01/01