Entrée | fandresena (resy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema [1.1] | |
Explications en anglais | Victory [1.7] | |
Explications en français | Victoire [1.8] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |