|
|
|
|

Teny iditra1 miamboho lahy
Singan-teny  2miamboho, 3lahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mandositra an' ady. [1.1]
Ohatra  6 Lehilahy tsy nivadika ny fanaikena tokoa ianareo: izany ianareo no tena tsy-miamboholahy. [2.298#]
Tsipelina hafa  7miamboho lehilahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02