Entrée miamboho (voho)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona
Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo
Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... [1.1]
Explications en anglais To turn the back on; to die (of the (sovereign) [1.7]
Explications en français Tourner le dos; mourir (en parlant du souverain) [1.8]
Exemples 
1Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra. [2.472]
2Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: [2.48]
Morphologie 
Présent : miamboho
Passé : niamboho
Futur : hiamboho
Impératif : miambohoa
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11