|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 lamosina
[Tanala]
[1.78] 4 Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao 5 Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io [1.1] 6 lamosina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the back, the back side
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 le dos; le revers
[1.8] 9 dos [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 25 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 vôho |
| Sokajin-teny | 33 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 sady
[Bara]
[1.78] 35 vao [Bara, Tanala] [1.78] |
| Tovy hevitra | 36 vô |
| Fivaditsoratra | voho, vôho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|