Entrée |
ivoho
(voho)
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato [1.1]
|
Explications en anglais | behind, on the back side [1.7]
|
Explications en français | par derrière [1.3, 1.8]
|
| derrière, au dos, au revers [1.8]
|
Morphologie |
ivoho
ivohoko
ivohonao
ivohony
ivohonay
ivohontsika
ivohonareo
ivohon'
ivohon-
| |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho.
[2.472]
|
2 | fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo.
[2.895]
|
3 | Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava;
[2.895]
|
|
|
Entrée |
ivoho
(voho)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | réciproque [1.13]
|
Vocabulaire |
|