Entrée manamboho (voho)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanala] miamboho, manome lamosina [Rakotosaona 1972]
 Mampitodika amin' ny lafy ratsiny: Manamboho sary
¶ Manodina ny lamosina hanatrika ny ...: Manamboho varavarana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manamboho
nanamboho
hanamboho
manambohoa
Citations 

2010/05/14