Entrée | 1 sady |
Partie du discours | 2 conjonction |
Explications en malgache |
3 Ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity [1.1] 4 Fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1] |
Exemples |
5 sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4] 6 hoy izy sady mihinana ihany. [2.470] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
8 Toutes les conjonctions |
Anagrammes | 9 dasy, sady |
Mis à jour le 2023/10/02 |