|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 noana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 hungry
[1.2] 5 hungry 6 deflated (of a tire) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui a faim, affamé
8 dégonflé (se dit des pneus) [1.8] |
| Ohatra |
9 Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika:
[2.293]
10 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324] 11 Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470#106] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 18 fotsy tsinay, 19 lampana, 20 mai-molotra, 21 maivan-tsy zaka, 22 mangebaka, 23 miempaempa, 24 mifehy kibo, 25 mifezafezaka, 26 milelalela ny ambavafo, 27 mitakiky vava, 28 mitanatana vava, 29 mitsako dilana, 30 mosarena, 31 rebaka, 32 refona, 33 reraka, 34 tsy mahatsindry tsihy, 35 vava takiky, 36 voan' ny aretimbilany |
| Fikambanana | 37 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how noana |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 39 añano, anano, 40 anona, añona, 41 ñaoña, naona, noana, 42 onana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|