|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rebaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/3)8  rebaka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  15 akanjo rebaka

Teny iditra (3/3)16  rebaka
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 maty [Sihanaka] [1.78]
19 simba; rava [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  20 bakera, Bakera, 21 barake, 22 bekara, 23 Beraka, beraka, 24 karabe, 25 Kebara, rebaka, 26 Rekaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21