|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  refona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 valaka, reraka noho ny hanoanana:
4 Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko [1.1]

Teny iditra (2/2)5  refona
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 noana [Sihanaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 Efrona, refona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17